You are here: home > Tononkira > Feon'ny fiderana

FANAHY MASINA Ô! (Feon'ny fiderana)

Fanahy Masina ô!midina eto ianao
Fanahy Masina ô!tonga soa ianao
Fanahy ô! Miasa aty anatinay
Hameno anay

Ref:Ka mba fenoy anao,ny foko sy ny saiko
Ho mendrika anao,ry Ray Tsitoha
Zay nanao ny aiko
Ka ny tenako,Tsiky dia ampyno indro atolotro
Mba ho anao ry Tompo tia
Ka ho doria

Fanahy Masina ô!midina eto ianao
Fanahy Masina ô!tonga soa ianao
Fanahy ô!omeo hery izahay
Hampahery anay

                                                                   A/C : Tiana

Mpihira : Feon'ny fiderana
Mpamaky : 90
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Tiavinannie
Tamin'ny : 03/04/2022 20:58:13
ID : 14084

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo