Misaotra Anao (Feon'anjomara Mahajanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra Anao aho ry Jesosy tononkira.serasera.org tia!
Nohon'ny nitantananao ny fiainako
Narovanao tamin'ny fakam-panahy aho
Sy ireo loza maro hafa izay nanjo mmtono (2x)

Refrain (2x):
Dia izany no hiderako Anao sy hankalazako Anao
Satria tsy navelanao hiady ylbu irery aho
Ka ny azoko omena ho Anao inty ny foko
Inty ny foko mba hanjakao

Misaotra Anao aho ry Jesosy tia!
Nohon'ny nanomezanao talenta ahy
Tena tpafy sarobidy izany eo Anilanao
Mahatsiaro sambatra aho fa manana Anao (2x)

Refrain (2x) ...

Misaotra Anao
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.01

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feon'anjomara Mahajanga
Hits : 297
Likes : 0 Like
Created by : EliseeR
Date : 27/11/2025 08:38
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.033