Avelako (Feon'anjomara Mahajanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avelako amin'izay ireo fahazaran-dratsiko
Izay namatotra ahy hatrizay ka tsy nahalalàko Anao (2x)
hiverina Aminao aho mba raiso
Fa tapa-kevitra an! ny tsy hiala Aminao (2x)
Refrain:
Oh! inty ny foko ho Anao
Ary koa ny tenako manontolo
Raiso raha toa ka sitrakao ou ou ou
Hiverina Aminao aho mba raiso
Hiverina Aminao mba raiso
Ny voadiko anio ezahako ho mandrakizay
Jesosy tia ô! vlqxa tario aho, toroy ny lalànao (2x)
hiverina Aminao aho mba raiso
Fa tapa-kevitra an! ny tsy hiala Aminao (2x)
Refrain:
Oh! inty ny foko ho llgiam Anao
Ary koa ny tenako manontolo
Raiso raha xyzskew toa ka sitrakao ou ou ou
Hiverina Aminao aho mba raiso
Hiverina Aminao mba raiso (2x)
Fa tapa-kevitra an an an!
Ny tsy tononkira.serasera.org hiala Aminao
Avelako
Feon'Anjomara Mahajanga; Album Vol.02

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Feon'anjomara MahajangaVangy : 314
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : EliseeR
Daty : 27/11/2025 08:43