´Zay ela izay (FEOMAFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Inty aho Tompo mamaly ny antso
    Mba hitory vaovao mahafaly
    Inty aho Tompo mamaly ny antso
    Mba hitory vaovao mahafaly

    daesop Zay ela zay aho, zay ela zay aho
    Reko ihany ny antsonao
    tononkira.serasera.org Zay ela zay aho, zay ela zay aho
    Nefa tsy nandeha nitory

2) Inty aho Tompo mamaly ny antso
    Mba hitory vaovao mahafaly
    Inty aho Tompo mamaly ny antso
jkrgniu    Mba hitory vaovao mahafaly

    Zay ela zay aho, zay ela zay aho
  anrzf   Olom-piangonana ihany
    Zay ela zay aho, zay ela zay aho
   Nefa tsy nahataona ho Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEOMAFI
Vangy : 617
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mientana92
Daty : 01/08/2024 18:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307