Vita ve ny asa (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"Vita tsara tononkira.serasera.org ve ny asa
´zay napetraka ho kinasa ?
Voafafy ve ny teny ,
´zay hiraina ombieny ombieny
fitoriana no natao
Fa mba ahoana kosa ianao
tena babo tokoa ve sa hamaly eee gaezgjo "×2
Saino ary ny aminao ,
babon´i Jesoa tokoa ve?
Tsy mihirahira fotsiny iany
mba ho re manerantany
fitoriana no natao
Fa mba ahoana kosa ianao
tena babo tokoa ve sa hamaly hoe: eee
"Mihezaha ianao ,mihezaha manao ny tsara
hihaino ,hihaino ny filazantsara
amin'izay ianao tsy tara fa sady mahazo no alzau mizara
Efa ho avy ny fotoana
Izaho sy ianao ho anoloana
Ilay andro fitsarana ,anadinana izahana
Jesoa Tompo no hitsara
ireny asantsika ireny
ianao nizara ,f'izy tompony teny "×2
Saino ary ny aminao ,
babon'i Jesoa tokoa ve?
Tsy mihirahira secy fotsiny iany
mba ho re manerantany
Fitoriana no natao...
´zay napetraka ho kinasa ?
Voafafy ve ny teny ,
´zay hiraina ombieny ombieny
fitoriana no natao
Fa mba ahoana kosa ianao
tena babo tokoa ve sa hamaly eee gaezgjo "×2
Saino ary ny aminao ,
babon´i Jesoa tokoa ve?
Tsy mihirahira fotsiny iany
mba ho re manerantany
fitoriana no natao
Fa mba ahoana kosa ianao
tena babo tokoa ve sa hamaly hoe: eee
"Mihezaha ianao ,mihezaha manao ny tsara
hihaino ,hihaino ny filazantsara
amin'izay ianao tsy tara fa sady mahazo no alzau mizara
Efa ho avy ny fotoana
Izaho sy ianao ho anoloana
Ilay andro fitsarana ,anadinana izahana
Jesoa Tompo no hitsara
ireny asantsika ireny
ianao nizara ,f'izy tompony teny "×2
Saino ary ny aminao ,
babon'i Jesoa tokoa ve?
Tsy mihirahira secy fotsiny iany
mba ho re manerantany
Fitoriana no natao...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEOMAFIVisites : 479
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mientana92
Date : 01/08/2024 18:26
