MANIRY HITOETRA (FEOMAFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa Tompo no mba mikasa
Ny hitoetra ao am-ponao
Ampitony ny alondrano mangeja ny fiainanao
Izy tsy mba miafahafa fa maniry honina ao
Hanavao ny fiainanao izay potik'ireo ota
Namatotra anao

ref:
BASSE : Jesosy Tompo no miantso ka raiso izy mba hanavao
Soprano , Alto : indro ... honena, hory sy reraka ampanahy
tenor : ny fony fa honena, mahita ireo izay reraka ampamanahy
ka mba tolory sy amasino ho Azy ny fonao
f'Izy anie tsy andao

Aza avela andalo fona ny fotoana izay nomeny
Mba ahazoana manambara hitory ny filazantsara
Mba meteza amafy voa ho an'ireo tsy mahalala
Mba tsy ho tonga nenina ra hoavy ny fotoana izay hitsarana

ref:
BASSE : Jesosy Tompo no miantso ka raiso izy mba hanavao
Soprano , Alto : indro ... honena, hory sy reraka ampanahy
tenor : ny fony fa honena, mahita ireo izay reraka ampamanahy
ka mba tolory sy amasino ho Azy ny fonao
f'Izy anie tsy andao


Jesoa Tompo no mba mikasa
Ny hitoetra ao am-ponao
Ampitony ny alondrano mangeja ny fiainanao
Izy tsy mba miafahafa fa maniry honina ao
Hanavao ny fiainanao izay potik'ireo ota
Namatotra anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEOMAFI
Vangy : 525
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mientana92
Daty : 24/07/2021 00:01
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2085