Hoderaina Ankalazaina (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REF: Ho deraina ankalazaina ilay be fitia sy Tompon'ny aina
ka hobio sy ankalazao ilay Jesoa mpanavotrao
Ho deraina ankalazaina ilay be fitia sy Tompon'ny aina

1- Avy aminao tokoa izao hary sy hita rehetra izao
fa Kanto sy tena soa tononkira.serasera.org satria noforoninao
Avy aminao tokoa izao hary sy hita rehetra izao
fa Kanto sy tena soa satria noforinao
REF: Ho nnmfakr deraina ankalazaina ilay be kghrnmxe fitia sy Tompon'ny aina

2- Ny anao ny sitrakao no sitrakay Jehovah ô!
fifalianay izao ny hanoa izay tianao
Ny anao ny sitrakao no sitrakay Jehovah ô!

Ho hwxga deraina ankalazaina ilay be fitia sy Tompon'ny aina

3- Fiainan-tsambatra aminao no toky sy fanantenana
Hihira ao an-danitrao haleloia haleloia
Fiainan-tsambatra aminao no toky sy fanantenana
hihira ao an-danitrao haleloia haleloia

--------
Link: