Ho olom-baovao (FEOMAFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny amiko manontolo, eo an-tananao
Na tsara ataoko, na ratsy notompoiko
Hiezaka anatona Anao aho
Na dia mafy aza ny mitia fahavalo
Hanetry tena hiaraka aminao

Ref:
Ko ampianaro re ny saiko
Hahay pcalaavy andaha an´i vopgxhpz satana
Ny fihetsiko hovay (hanao soa)
Ny fiteny tsy ankarary fo
Hovay hovay mba anjakaNao
Hanjary olom-baovao ry Ray

2- Ny alahady voazarako roa hatrany
Ny vavaka sy ireo lalaon´ny tany
Ianao tononkira.serasera.org ry Tompo efa mahalala
Fa mitarika pbrgnafh ahy any an-kady
Ny mandaha ny irakao
Maha lavo ahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : FEOMAFI
Hits : 642
Likes : 0 Like
Created by : Mientana92
Date : 01/08/2024 18:40
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1023