Hihira ny herinao (FEOMAFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Tsara loatra ny Tompo

Mendrika hankalazaina

Fa isika na dia maloto

Mbola tiany fa sombinaina

                      Ref: Maro reo miseho soa sy kanto

                              Toa mambabo fo saina sy fanahy

                              Manambitamby amim-peo milanto

                             Raha'zao no mifidy dia tsy hiahiahy

                             Fa izaho kosa HIHIRA NY HERINAO

2- Aminy asa fanompoana

Mety ho mafy mety ho mora

Aza dia sondriana foana

Na dia be ny mpanakora

                       Ref: Maro reo miseho soa sy kanto

                              Toa mambabo fo saina sy fanahy

                              Manambitamby amim-peo milanto

                             Raha'zao no mifidy dia tsy hiahiahy

                             Fa izaho kosa HIHIRA NY HERINAO

Hihira aho, Jeso hihira aho!! Jeso hihira ny Herinao…

Hihira aho, Jeso hihira aho!! Jeso hihira ny Herinao…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEOMAFI
Vangy : 1549
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FEOMAFI
Daty : 20/02/2018 14:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2348