Fetinao ry Neny (FEOMAFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REFRAIN:
Atolotray Neny ô ! ‘zao hira izao
Atolotray ho fahatsiarovana
‘Ty andro anio, andro soa tsy manam-paharoa
Anoloranay ny teny, satria fetinao ry Neny
1-Nitondra folo volana ianao ry Neny,
Nahitana ny unfy masoandro, nampianatra niteny
tononkira.serasera.org ‘Reo tambitambinao sy ‘reo teny maro nahasoa
Voasikotra tsy maty ao am-po
Tompo ô! Mba henoy ‘zao vavakay izao:
«Arovinao, tantano re! I Neny»
2-Nandalo ny hafaliana, nandalo ny tomany
ezmzyvp ‘Reo tenimaminao nampitraka hatrany hatrany
‘lay hafatrafatrao eadohny hoe: “ mifikira amin’i Kristy …
… amin’ny fiainana doria doria”

--------
Rohy: