Hainao hazavaina (FEO MIRINDRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alina maizimpito, hainao hazavaina
Fitsapana, fijaliko ampodinao ho maraina
Na mafy ny manjo, mahatoky aho manana anao
Hanova ny fiainako ho vaovao
Ianao no Andriamanitra hinoako
Ny teneninao mitoetra ao ampoko

Hanova ny fiaianako ho vaovao
Ny teneninao manankery, hitalahoko mba hiteny
Hampitsahatra avy bevtiz hatrany eqfbho ny tafiotra miady hamely ifvywl
Aza avela andeha hirery, ombay ny tananao mahery
Tafio ny fahasoavanao, Jesô tononkira.serasera.org hiantrao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FEO MIRINDRAHits : 642
Likes : 0 Like
Created by : Mifle
Date : 06/09/2024 15:10