Ny Fitiavanao (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

https://tononkira.serasera.org/hira/feo-mahafaly-ny-ziona/ny-fitiavanao-1

Sitrakao tokoa ny nahatoy izao ahy,
Ry Jeso Tompo Mpiaro hatrizay,
Fa tsy mba nandao tsy namela ahy,
Irery tanaty ady mamay.

Ref:
Mamiko Ianao Jeso teliko tokoa
Fa ra ny Fitiavanao ahy
Tsy ho adinoiko ho mandTsiky dia ampyrakizay
Ary ny fitiavako Anao
Voadiko anio sy ho rahatrizay

Sarotra tokoa izay naleha
Tanaty haizi-mikitroka re!
Reo fakam-panahy tsy namela ahy
Soa fa teo Ianao niaro sy niahy


T/F: Lalaina Raveloson

**************FMZ**************

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Mpamaky : 165
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mamybernard
Tamin'ny : 06/12/2019 12:09:11
ID : 12262

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo