JESO TSY MIOVA (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

https://tononkira.serasera.org/hira/feo-mahafaly-ny-ziona/jeso-tsy-miova

(REF)
Jeso tsy miova (o)maly sy anio,
Ary ho mandrakizay Jeso tsy miova,
Jeso tsy miova (o)maly sy anio,
Ary ho mandrakizay Jeso tsy miova.

(Solo)
Endre ny fakampanahy tsy nasarika azy mihitsy;
Endre reo marary maro nositraniny ra nino Azy;
Endre reo mpanompotononkira.serasera.orgny nanohy ny asa nataony
fa novidiny tamin'ny ràny soa, tsarovy!
(REF)

(Manasitrana) Jeso tsy miova,
(Mamela heloka) Jeso tsy miova,
(Mampandresy ahy) Jeso tsy miova,
(Mitondra ahy eo anilan'ny Ray) Jeso tsy miova,
(sy mamindra fo) Jeso tsy miova.

************FMZ*************

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Mpamaky : 189
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mamybernard
Tamin'ny : 09/12/2019 21:46:53
ID : 12281

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo