HANARAKA ANAO (Feo Mahafalin'i Ziona (FMZ))

Tsapako ary izao Ilay Fitiavanao
Ny namonjenao ahy Tompo oh..
De raikitra tantara ato anatiko
Mamerovero fo sy fanahy

REF:
Hanaraka Anao aho hanompo Anao Jeso
Hitory koa ny Voninahitra
Fa ny Ray Tsitoha naniraka Antononkira.serasera.orgao de inoako fa
tsy hamela ahy irery sanatria

Ankehitriny Jeso Tompo atolotro Anao
ny momba ahy sy ny hoaviko
Ianao irery no hanjaka ato anatiko
ho mendrika ny hanohy ny asanao
REF...

T/F: Fenosoa Raveloson

**************FMZ**************

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Feo Mahafalin'i Ziona (FMZ)
Mpamaky : 52
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mamybernard
Tamin'ny : 27/07/2019 14:17:06
ID : 11930

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo