EKEKO TOMPO TIA (Feo Mahafalin'i Ziona (FMZ))

Ekeko Tompo tia lay antsonao
mibitsika mangina ato anatiko,
zay manao hoe: avia, avia anarak'Ahy.
Inty tamy aho ra sitrakao.

REF:
Ankasitrao Tompo ny fanolorantena ataoko izao,
(ho) fanirakirakao amin'ny asanao
Mino aho, minTsiky dia ampyo aho f'Ianao tsy andao ahy,
satria izao matoky Anao

Tariho lalana aho Tompo oh,
Ny tananao mahery no hitantana ahy
ka tsy ho potrak'aho, ts'ho diso lalana
Ny sitra-ponao no (ho) tanteraka
REF: ...

T/F: Fenosoa Raveloson

*************FMZ*************

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Feo Mahafalin'i Ziona (FMZ)
Mpamaky : 100
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mamybernard
Tamin'ny : 27/07/2019 16:25:49
ID : 11929

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo