Tsy vita hatreo (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy vita hatreo ny tononkira.serasera.org amintsika
Sao arztkddh ianao manantena
Mbola hisy fandresena
Hisy andro hisariaka
Hisy volana hitranga
Ho feno sy kosoykk mazava
Hisy lanitra ho manga
Hisy fararano ho lava
Hisy tanana ankiroa
Hifandray sy nqipxj hifamihina
hisy faniriana ho to
Hisy indrindra koa anefa
Alahelo izay hiantefa
Ankizy ho sarihina
Sao arztkddh ianao manantena
Mbola hisy fandresena
Hisy andro hisariaka
Hisy volana hitranga
Ho feno sy kosoykk mazava
Hisy lanitra ho manga
Hisy fararano ho lava
Hisy tanana ankiroa
Hifandray sy nqipxj hifamihina
hisy faniriana ho to
Hisy indrindra koa anefa
Alahelo izay hiantefa
Ankizy ho sarihina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 5830
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Holy
Daty : 13/06/2002 23:35
