Ry tanàna tsara rindra (Fanja Andriamanantena)

Ry tanàna tsara rindra izay manintona ny fo
menatra aho nanadino anao
ry nianarako namindra, ry tanànako taloha
inty aho mamangy anao

Olon’itononkira.serasera.orgza teto moa
no nanaitra ny fitiavako
moa tsy izy ihany koa
no nandositra ny tavako

Ry tanàna tiako indrindra
ry tanàna nahabe
ry tanàna tsara indrindra, soa indrindra

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Fanja Andriamanantena
Mpamaky : 2973
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Holy
Tamin'ny : 13/06/2002 23:39:43
ID : 723

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo