Ampidiro aloha ny tenimiafina
Zanakao foana (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Fa taona maro.
No efa lasa ...
'Reto ihany isika:
Nivezivezy toa olona-manjeny,
Nitady Anao
Aiza lanao Jesosy o o?
Zany no tolokonay,
Kay teto ... ...
Ilay sampanan-dalana:
ANTSA-Fi
2/
Na tany anaty
Aizina aho:
Zanakao foana,
Na efa niorina
Taminao:
Zanakao foana
Zao andro anio izao,
Nahatsapako
Fa hafa ihany ... ...
Ny anilanao e,
No mahatsara ahy Jeso!
3/
Ho halan'
Ny olona lanao,
Rehefa mizara,
Nantsoin'ny Tompo
Ho azy irery lanao,
Nefa aza kivy!
Koa amin'izany,
Dia aoka
Hanahaka an'Andriamanitra,
Ianareo tahaka
Ny zanaka hendry.
Ref:
Fa ny mpiasa misasatra
Amin’ny taniny,
No tokony hioty soa
Fa ho an’ireo
Tany ngazana:
Izaho sy ianao koa,
Manana adidy,
Itondra Voa (ANTSA-FI).
........................................
ANTSA-FI, ANTSA-FI FANANTENANA
FANANTENANA ANTSA-FI
Mpamorona: Rakotomalala Clément
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FANANTENANA ANTSA-FIHits : 72
Likes : 0 Like
Created by : Touknambs
Date : 07/11/2025 16:08
