Ny Fanahy (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Fanahy1. Rivo-drivotra mitsoka
Rivo-drivotra malefaka
Tsy rivo-drivotra handrava
Na tafio-drivotra hanimba
Fa rivo-drivotra hamelona
Hamelombelon'aina Indrindra ny fanahy ô!
Mila rivotra hamelona
Ref :
Fa ny Fanahy,no mitondra ahy
Mamelona ahy
Raha sendra reraka, mmh!
2. Adin-tsaina, adim-piainana
Na koa horohoro
Lalan-tsarotra tsy afaka
Ka mandreraka ny aina
Ao ny Tompo hampahery
Hampahery anao Indrindra ny fanahy ô!
Mila rivotra hamelona
Ref :
Fa ny Fanahy,no mitondra ahy
Mamelona ahy
Raha sendra reraka, mmh! (x2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 285
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 05/03/2025 09:47
