Ny dinitrao (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny dinitraoNanjary rà ny dinitrao
Ry Jeso tia,Tompo tsara ô!
Nohon'ny otako vesaranao
Ka nampijaly Anao
1.Indro havaoziko eto anio (Ny fanekena)
F'efa vitanao tokoa (Ny famonjena)
Nanjary rà ny dinitrao
Ry Jeso tia,Tompo tsara ô!
Nohon'ny otako vesaranao
Ka nampijaly Anao
2.Efa very aho Jeso (No hitanao)
Ka hiverina indray (Ambalanao)
Nanjary rà ny dinitrao
Ry Jeso tia,Tompo tsara ô!
Nohon'ny otako vesaranao
Ka nampijaly Anao
3.Indro tsinjoko eto izao (Getsemane)
Teo no nanavotanao (ho ahy re)
Nanjary rà ny dinitrao
Ry Jeso tia,Tompo tsara ô!
Nohon'ny otako vesaranao
Ka nampijaly Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 64
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 01/02/2025 10:32
