Mba vetseo (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba vetseo

Avelao aby ry aba
avelao aby ry endry e
Ty ratsy fiatao
Fa filio jeso sy hanjaka anate ao
Ty amboakan-danitse ane
Hanafaka antika tsy hijaly

'Zao ty fanirian'ty ray e!
Ny hanavotsa antika iaby e!
Hanananao fiainan'ho soa
Manomboka etoy lé mandrakizay
Dia ho atrehanao fa tsy vandy e!
Fa tena ie 'ty famonjena ty lahy !

Taomy iaby iaby ty longo 'ty ranitse koa ilazao
Ie hanavotsa antika tsy hijaly

Mba vetse vetseo ...
ieeeh ... ehaa!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FI
Vangy : 30
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 31/12/2024 08:03
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0832