Malagasy aho (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malagasy aho1/ Mikalo anao ny foko, ry Gasikara
Tsaroako ianao nisedra ny mafy,
Rehefa tafavoaka tao...
Nisioka toa vorona an-tsaha ...
Tanindrazako ... havoitrako
Tena tiako na misy pentina
Na ny teny na fisainana
Andrianiko hatrany
2/ Na fifaliana na fahoriana
Tazako eny foana ny kalo...
Arahin-damako ... dia mitsiky foana
Fa Gasy ny tena, avo fijery.
Ianao Dimby sy fara,
Hankafizo nymaha Malagasy
Fihavanana ...firaisan-kina ...
Imateso hatrany.
3/ Milofosa, misikina ianao,
Fa raha diso omaly
Mitraka anio
Aza atao maha-rombaka anao
Ny asan'ny satana
Ny ampitso mitondra Hazavana,
Aza mety raha tsy eo an-tànana
Satria ianao efa mino ...
... Ho mpandresy tokoa
... Zanak'Andriamanitra
... Olon'ny finoana
... Malagasy Izaho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FIVangy : 67
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 01/02/2025 10:49
