Inty aho (FANANTENANA ANTSA-FI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty aho
1/Aizim-pito be manarona ny xbzxe tany
Iza no handeha hanazava izany
Voafatotra maro xpxg no tiako ho vahana
Manaiky ve ianao handray ny fahefana
Ref : Inty aho(2) Jeso
Fa vonona hanefa lnrodm izany irakao
Ka na mafy na mora ny ady ety
Ô! Hanompo Anao foana e!
Mandrakizay doria
2/ Vahoaka maro be, mahantra, mahonena
Ka mety ve ianao hitondra famonjena
Andeha ary ilazao ireo izay tsy mahalala
Hoe: "Miverena ianao, modia ao am-bala"
3/Ampaherezo koa ireo izay efa mino
Ka tononkira.serasera.org ny fanaovan-tsoa dia ao ka tsy adino
Miorena tsara ary aza miova
Fa raha miala ety e! ny lanitra no lova
1/Aizim-pito be manarona ny xbzxe tany
Iza no handeha hanazava izany
Voafatotra maro xpxg no tiako ho vahana
Manaiky ve ianao handray ny fahefana
Ref : Inty aho(2) Jeso
Fa vonona hanefa lnrodm izany irakao
Ka na mafy na mora ny ady ety
Ô! Hanompo Anao foana e!
Mandrakizay doria
2/ Vahoaka maro be, mahantra, mahonena
Ka mety ve ianao hitondra famonjena
Andeha ary ilazao ireo izay tsy mahalala
Hoe: "Miverena ianao, modia ao am-bala"
3/Ampaherezo koa ireo izay efa mino
Ka tononkira.serasera.org ny fanaovan-tsoa dia ao ka tsy adino
Miorena tsara ary aza miova
Fa raha miala ety e! ny lanitra no lova
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FANANTENANA ANTSA-FIHits : 334
Likes : 1 Like
Created by : Touknambs
Date : 05/03/2025 09:43
