Ampy izay (FANANTENANA ANTSA-FI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampy izay

Fa ampy izay ny andro lasa
Ho nanaovana ny fanaon'ny jentilisa, ampy izay

1.Ampy izay ny nandehanana tamin'ny
a/Fijejojejoana ampy izay e!
b/Fanirian-dratsy ampy izay e!
c/Fimamoana ampy izay e!

Ampy izay f'efa an'ny TOMPO izahay

2. Ampy izay ny nandehanana tamin'ny
a/Filalaovan-dratsy ampy izay e!
b/Fisotroan-toaka ampy izay e!
c/Fanompoan-tsampy ampy izay e!

Ampy izay f'efa an'ny TOMPO izahay e!

Réf: Efa lasa ny zavatra taloha
Indreto tonga vaovao izahay e!
Ny zava-dratsy ifadianay avokoa
Ny filazan-tsara no iainanay e!
Ampy zay, ampy zay f'efa an'ny TOMPO izahay


A/C RAHARIJAONA Andry
Interpretation Fanantenana Antsa-Fi Tsarahonenana
Febroary 2019
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FANANTENANA ANTSA-FI
Vangy : 50
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Touknambs
Daty : 01/02/2025 10:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1556