Zanako (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
isjxy
Aza tomany zanako ô (2)
Mbola hisy maraina vao
Vatomamy sy kilalao
Ny ady mafy ilofosako anio
Tsy very fa tadidio
Fafao ny tomany zanako ô (2)
Mbola ho avy zokvcvep ny anjaranao bphdwml
Mbola hizaka tononkira.serasera.org an\\’izao sy izao
Fa mandra-pà dia akimpio re ny maso
Eto an-tratrako iondanana
Aza tomany zanako ô (2)
Mbola hisy maraina vao
Vatomamy sy kilalao
Ny ady mafy ilofosako anio
Tsy very fa tadidio
Fafao ny tomany zanako ô (2)
Mbola ho avy zokvcvep ny anjaranao bphdwml
Mbola hizaka tononkira.serasera.org an\\’izao sy izao
Fa mandra-pà dia akimpio re ny maso
Eto an-tratrako iondanana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Erick MananaVisites : 5892
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ketaka
Date : 16/11/2004 08:07
