Zanako (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza tomany zanako ô (2)
Mbola hisy maraina vao
Vatomamy sy kilalao
Ny ady mafy ilofosako anio
Tsy very fa tadidio
Fafao ny miipcbjv tononkira.serasera.org tomany zanako ô (2)
Mbola ho avy ny nldpc anjaranao
Mbola sgqmyiav hizaka an\\’izao sy izao
Fa mandra-pà dia akimpio re ny maso
Eto an-tratrako iondanana
Mbola hisy maraina vao
Vatomamy sy kilalao
Ny ady mafy ilofosako anio
Tsy very fa tadidio
Fafao ny miipcbjv tononkira.serasera.org tomany zanako ô (2)
Mbola ho avy ny nldpc anjaranao
Mbola sgqmyiav hizaka an\\’izao sy izao
Fa mandra-pà dia akimpio re ny maso
Eto an-tratrako iondanana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Erick MananaHits : 5757
Likes : 1 Like
Created by : ketaka
Date : 16/11/2004 08:07
