Zanako

Lohateny Zanako
Nampiditra marcS
Tamin'ny 11/09/2005 10:43
Vangy : 756






Aza tomany zanako ô (2)

Mbola hisy maraina vao

Vatomamy sy kilalao

Ny ady mafy ilofosako anio

Tsy very fa tadidio



Fafao ny tomany zanako ô (2)

Mbola ho avy ny anjaranao 

Mbola hizaka an\\\'izao sy izao

Fa mandra-pà dia akimpio re ny maso

Eto an-tratrako iondanana





© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2057