Vorom-be tsara dia (Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vorom-be tsara dia
Miloko fotsy,mena, maitso iry!
Ampindramo izany elatrao aho
Hisidinako e!

Fa any ambadimbadika any
Misy fo iray, izay mitomany
Sasa-miandry
Ka miangavy anao tononkira.serasera.org aho vorona ô!

Aleo aho dfoyw mba hiantsampy
Fa ny alaheloko tsy tanty
Ka ho ento cdzeihq aho mba hamonjy ny aiko
Vorona ô!

Ampy izay ny fiaretana ô!
Aleo qurm aho andeha
Na tsisy entana ô!
Fa rehefa tonga akaikiny any aho
Dia ho sambatra e!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0385