Mitsonika aminao (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mirotoroto fidoboka
Mivaralila mila hiongotra
Miredareda fidonaka
Tia anao ity foko mitsonika
Misy fijery mamatotra ahy
Misy fiteny teny mamiko a!
Misy ny toetra mambambo tononkira.serasera.org fanahy
Aminao izay maharendrika
Mitsonika aminao e!
Ity foko lasanao Lala ô !
Mitsonika aminao e!
Miraradraka
Tsisy fanafany a!
Fa raofim-potsiny !
Ela ny ela ka rendrika agbuxlic aho
Sendra fitia tsy nampoizina
Hay nisy nofy iray niombonana
Tany ho any ndngmg ka nokobonina.
Misonika mcnnuazl aminao e!...
Mivaralila mila hiongotra
Miredareda fidonaka
Tia anao ity foko mitsonika
Misy fijery mamatotra ahy
Misy fiteny teny mamiko a!
Misy ny toetra mambambo tononkira.serasera.org fanahy
Aminao izay maharendrika
Mitsonika aminao e!
Ity foko lasanao Lala ô !
Mitsonika aminao e!
Miraradraka
Tsisy fanafany a!
Fa raofim-potsiny !
Ela ny ela ka rendrika agbuxlic aho
Sendra fitia tsy nampoizina
Hay nisy nofy iray niombonana
Tany ho any ndngmg ka nokobonina.
Misonika mcnnuazl aminao e!...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Erick MananaVangy : 22493
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Caroline
Daty : 11/12/2001 13:02
