You are here: home > Tononkira > Erick Manana

Fofom-pofony ihany sisa (Erick Manana)

Fofompofony ihany e, sisa no tavela
Dify ilay malala fa tsy tana
Lasa ny vinany, mangidy izay jerena
Niova lasy izy fa tsy tamana

Mahatsiaro ho verivery mamisavisa hira
Irony andro mamy fahizatononkira.serasera.orgy
Tanisanisa irery dia very nandankira
Tsy mety mino hoe vita hatreo ny anay

Ny rivotra mitsoka manditsoka ny maso
Mivimbina alahelo feno latsa
Injao misononoka ny onjan’ny ankaso
Manaitra izany foko efa maratra

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Erick Manana
Mpamaky : 4039
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : gasikeli
Tamin'ny : 07/06/2009 10:22:58
ID : 3877

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo