Tonga ny Mesia (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ptad
TONGA NY MESIA
1. Misy feo avy any an’efitra
Feon’Anjely mihirahira hoe :
Ny Mpamonjy no teraka yqugxc ho antsika
Ao an-tanànan’i Davida tononkira.serasera.org
Ref :
O ô ô… Noely ! Mihira ireo Anjely
O ô ô… Noely ! Masina indrindra a
O ô ô… Noely ! Fanavotana
cwug Satria indro tonga ny Mesia
2. Zazakely no teraka ho antsika
Teraka ao anatin’ny tranon’omby
Izay mitondra, hazavana lehibe
Famonjena ho antsika
TONGA NY MESIA
1. Misy feo avy any an’efitra
Feon’Anjely mihirahira hoe :
Ny Mpamonjy no teraka yqugxc ho antsika
Ao an-tanànan’i Davida tononkira.serasera.org
Ref :
O ô ô… Noely ! Mihira ireo Anjely
O ô ô… Noely ! Masina indrindra a
O ô ô… Noely ! Fanavotana
cwug Satria indro tonga ny Mesia
2. Zazakely no teraka ho antsika
Teraka ao anatin’ny tranon’omby
Izay mitondra, hazavana lehibe
Famonjena ho antsika
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Hits : 1334
Likes : 1 Like
Created by : fenosambatraelyse
Date : 24/05/2022 20:30
