Raha tsy teo ianao (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsy teo Ianao
Dia asa izay nahazo anay olonao
Raha tsy teo Ianao
Loza be mitatao
Fangejana fanimbazimbana no ataon'ny satana
Afobe fijaliana mampihanahana

1. Ianao lay Ray be fitiavana tia anay mpiaro anay
Ianao lay nahary anay, manome ny paradisa ho anay

Ref :
Raha tsy teo Ianao
Dia asa izay nahazo anay olonao
Raha tsy teo Ianao
Loza be mitatao

2. Ianao ilay Zanaka mihaino ny vavaka asandratray
Ianao nahafoy ny ainao tamin’ny hazo fijaliana mba ho anay

Ref :
Raha tsy teo Ianao
Dia asa izay nahazo anay olonao
Raha tsy teo Ianao
Loza be mitatao

3. Ianao lay Fanahy Masina mitsinjo ny lalana alehanay
Ianao lay Mpanolotsaina amin’ny zavatra rehetra ataonay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)
Vangy : 344
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fenosambatraelyse
Daty : 02/09/2021 12:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0734