Raha tsy teo ianao (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha tsy teo Ianao
Dia asa izay nahazo anay olonao
Raha jhdxnefm tsy teo Ianao
Loza be mitatao
Fangejana fanimbazimbana no ataon'ny satana
Afobe fijaliana mampihanahana
1. Ianao lay Ray be fitiavana tia anay mpiaro anay
Ianao lay nahary anay, manome ny fhxh paradisa ho anay
Ref :
Raha tsy teo Ianao
Dia asa izay nahazo anay olonao
Raha tsy teo Ianao
Loza be mitatao
2. Ianao ilay Zanaka mihaino ny vavaka asandratray
Ianao nahafoy ny ainao tamin’ny hazo fijaliana mba ho anay
Ref :
Raha tsy teo Ianao
Dia asa izay nahazo anay olonao
Raha tononkira.serasera.org tsy teo Ianao
Loza be mitatao
3. Ianao lay Fanahy Masina mitsinjo ny lalana alehanay
Ianao lay Mpanolotsaina amin’ny zavatra obzzmll rehetra ataonay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Hits : 842
Likes : 1 Like
Created by : fenosambatraelyse
Date : 02/09/2021 12:52