SAROBIDY (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Sarobidy loatra ilay fitiavanao
Nomenao ahy , efa manjaka ato amiko ka aza manahy , ie,ie
Indro ny foko no efa natokako, ho anao irery ihany
Ho anao ry ilay tiako tononkira.serasera.org sy any tokako eto an-tany
2-Mamiko tokoa raha ny fitiavanao , tena sarobidy
Sambatra ny foko fa nahay nisafidy , ie ,ie
Mino marina aho ,fa ho finaritra ,raha ny ho avintsika
Satria ilay fitiavantsika hivoitra mibaliaka
Refrain :Tsy ataoko diso anjara na qxcmy koa diso toerana
oufxam Ny fonao efa tia izay azoko honenana
Hametrahako ny aiko sy ny fanantenako
Ny fiainako rehetra ho zary fahasambarana
Ilay fitia tsy misy fetra
3-Sambatra ny fo ary azo antoka , anilanao ry tiana
Ny androm-pianako rehetra ho feno fifaliana
Tsy ataoko tsinontsinona ,na ho hamaivaniko
Tsy ambany sanatria, fa mahery lanja usmgitei ato amiko izany hoe:tena tia
Refrain :...........
-Tsy atakaloko vola na harena hianao ry ilay tsy foiko
-Sarobidy amiko hianao ry ilay tiako

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Do RajohnsonHits : 6445
Likes : 0 Like
Created by : FANANDRIANA Joelle Dilyanah
Date : 30/11/2003 03:57