Hanadino anao (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hanadino anao aho
Na ho Mafy aza Ny' hanavao
Hanadino anao
Satria noho ianao
Hanadino anao aho
Ka tsy hiantso intsony hoe "mba avia
Hanadino anao lcemdym ka Dia matokia
Famerenana
Hangina aloha
Hangina tokoa
Nefa ho zakaiko
Ireo rediredy nataoko hatrizay
Ho feheziko ubqna ho jxjxk teny iray
Hanadino anao ho mandrakizay
Ireo rediredy tononkira.serasera.org nataoko hatrizay
Ho fintiniko ho hira iray
Hanadino anao ho mandrakizay
Famerenana
(....)
Na ho Mafy aza Ny' hanavao
Hanadino anao
Satria noho ianao
Hanadino anao aho
Ka tsy hiantso intsony hoe "mba avia
Hanadino anao lcemdym ka Dia matokia
Famerenana
Hangina aloha
Hangina tokoa
Nefa ho zakaiko
Ireo rediredy nataoko hatrizay
Ho feheziko ubqna ho jxjxk teny iray
Hanadino anao ho mandrakizay
Ireo rediredy tononkira.serasera.org nataoko hatrizay
Ho fintiniko ho hira iray
Hanadino anao ho mandrakizay
Famerenana
(....)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Do RajohnsonVisites : 1645
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Felandrano
Date : 22/09/2022 20:13
