NAPETRAPETRAKAO... (Dadah Rabel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
kfxyqbsm
Tsy ady, tsy fifamaliana,
Tsy tononkira.serasera.org hita izay teo;
Tsy hita intsony ianao, nangina,
Fa inona no niseho?
Taratasy, taty aoriana,
Nilaza fa vita hatreo...
Hay moa ka kilalao,
Napetrapetrakao,
Toa sangy, vazivazy,
Ka zary rava ho azy!
Fa fitia niredareda,
Tsy gdggexs toy ny nahazatra;
Fa toa raozy, soa sy ngeza,
Ts’isy tsilo handratra;
Hay fitia tsy nateza,
Alahelo tsy omby tratra...
Hay moa ka kilalao,
Napetrapetrakao,
Toa sangy, vazivazy,
Ka zary lnoi rava ho azy!
Dadah
Tsy ady, tsy fifamaliana,
Tsy tononkira.serasera.org hita izay teo;
Tsy hita intsony ianao, nangina,
Fa inona no niseho?
Taratasy, taty aoriana,
Nilaza fa vita hatreo...
Hay moa ka kilalao,
Napetrapetrakao,
Toa sangy, vazivazy,
Ka zary rava ho azy!
Fa fitia niredareda,
Tsy gdggexs toy ny nahazatra;
Fa toa raozy, soa sy ngeza,
Ts’isy tsilo handratra;
Hay fitia tsy nateza,
Alahelo tsy omby tratra...
Hay moa ka kilalao,
Napetrapetrakao,
Toa sangy, vazivazy,
Ka zary lnoi rava ho azy!
Dadah
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Dadah RabelVangy : 16642
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ryana
Daty : 20/03/2004 05:37
