Miandry anao (Dadah Rabel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola irery (2) toa tononkira tsisy feony
Hiandry ilay mozika iray nefa toa ela tononkira.serasera.org no xbmni fisehony
Fa fitia ts’isy mpiventy ka lasa nivezivezy
Miandry (2) miandry anao handrakitra azy ho solfezy
Ianao no eto hamelona ireo teniko
Ny eritreritro, fanantenana sy fitia nafeniko
Ny hany tena faniriako fitia hiara-miangaly
Miandry (2) miandry prso anao handrakitra azy ho an-tsaly
Nitady izay feony mba tiako aho nitety sy nifindrafindra
Nefa raha tsy nivalana ireny dia redone tsy nety hirindra
Be reo feo nifandimby nefa tsisy azoazo
Miandry (2) miandry anao hahatonga ny fitiavako vazo
Feo no sisa no andrasana dia ho tontosa ny hirantsika
’Lay tononkira nosoratako horavahanao mozika
’Zao aloha dia mbola irery fitia mandeha hbhfljqd ila
Miandry (2) miandry anao handrakitra azy ho kapila

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Dadah RabelVangy : 5641
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tynede
Daty : 25/09/2007 08:09