Miandry anao (Dadah Rabel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola irery (2) toa tononkira tsisy feony
Hiandry ilay mozika iray nefa toa ela no fisehony
Fa fitia ts’isy mpiventy ka bjbcokdr lasa nivezivezy
Miandry (2) miandry anao handrakitra azy ho solfezy
Ianao no eto hamelona ireo teniko
Ny eritreritro, fanantenana sy fitia nafeniko
Ny hany tena faniriako fitia hiara-miangaly
Miandry (2) miandry anao handrakitra azy ho an-tsaly
Nitady izay feony mba tiako aho nitety sy nifindrafindra
Nefa ftgl raha tsy nivalana ireny dia tononkira.serasera.org cyecwhsj redone tsy nety hirindra
Be reo feo nifandimby nefa tsisy azoazo
Miandry (2) miandry anao hahatonga ny fitiavako vazo
Feo no sisa no andrasana dia ho tontosa ny hirantsika
’Lay tononkira nosoratako horavahanao mozika
’Zao aloha dia mbola irery fitia mandeha ila
Miandry (2) miandry anao handrakitra azy ho kapila

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Dadah RabelVisites : 5642
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : tynede
Date : 25/09/2007 08:09