You are here: home > Tononkira > Dadah Rabel

ianao ihany (Dadah Rabel)

https://tononkira.serasera.org/hira/dadah-rabel/ianao-ihany

Ianao ilay tsy manan-tsahala
ilay nisafidy, hizara ny diako
ianao ihany no mahalala
ireo ahiahy sy ireo faniriko
ianao eo anilako hatrany
hizara ireo tsiky, hamafa tomany
ianao no nanampy nampijoro
nanampy ahy hibaby ireo mafy ttononkira.serasera.orgsy zaka
ianao ilay tsy manan-tsahala
ilay nisafidy, hizara ny ho aviko
ianao iany no tokako malala
ilay mandra-maty, hany ho tiaviko
ianao eo anilako eo foana
tsy misy tsy misy hoe nahoana
ianao tsy mba be fisehosehoana
nefa tratra antso rehefa antsoina

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Dadah Rabel
Mpamaky : 6131
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ivaRA
Tamin'ny : 21/11/2005 17:25:35
ID : 3349

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo