Tompo ô! (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

https://tononkira.serasera.org/hira/cnff-chorale-ny-feo-fihavaozana-flmak-ambohimena-antsirabe/tompo-

TOMPO ô !

TOMPO ô ! Mba amposahy aminay ny Tavanao
Hanazava ny Fanahy hitoetra eo Aminao
Mba iraho ireo Anjely hampianatra aminay
F'ilay teninao ombieny Tompo ô jereo zahay

Miderà Azy ré
Hianareo zay mandré
Firenena maromaro no mihira ho Azy ré
Aoka tsy mba hifangaro 'lay Jehovah tsara ré

Asandrato ny Faneva hoan'tononkira.serasera.orgny Tanindrazanao
Fahendrena mihateza hiova olom-baovao
F'ilay tenim-pamonjena Didy folo mahasoa
Mba hoan'ny Firenena ho fanevam-piangonantsoa

Miderà Azy ré
Hianareo zay mandré
Firenena maromaro no mihira ho Azy ré
Aoka tsy mba hifangaro 'lay Jehovah tsara ré

Chorale Ny Feo Fihavaozana _ CNFF
A/C : RANDRIANASOLO Rodolphe
Arrangement : CNFF MUSIC

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)
Mpamaky : 113
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Valova
Tamin'ny : 14/10/2020 19:46:28
ID : 13107

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo