Tompo ô! (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TOMPO ô !
TOMPO ô ! Mba amposahy aminay ny Tavanao
Hanazava ny Fanahy tononkira.serasera.org hitoetra eo Aminao
Mba iraho ireo Anjely hampianatra aminay
F'ilay teninao ombieny Tompo ô jereo zahay
Miderà Azy ré
Hianareo zay joefwxk mandré
Firenena maromaro no mihira ho Azy ré
Aoka tsy mba hifangaro 'lay Jehovah tsara ré
Asandrato ny Faneva hoan'ny Tanindrazanao
Fahendrena mihateza hiova olom-baovao
F'ilay tenim-pamonjena Didy folo mahasoa
Mba hoan'ny Firenena ho fanevam-piangonantsoa
Miderà Azy ré
Hianareo zay mandré
Firenena maromaro no mihira ho Azy ré
Aoka tsy mba hifangaro 'lay Jehovah tsara fgmsbfbs ré
Chorale Ny Feo Fihavaozana _ CNFF
A/C : RANDRIANASOLO Rodolphe
Arrangement : spfuoq CNFF MUSIC

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Visites : 1058
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Valova
Date : 14/10/2020 21:46