Tompo ô! (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TOMPO ô !
TOMPO ô ! Mba amposahy aminay ny Tavanao
Hanazava ny Fanahy hitoetra eo Aminao
Mba iraho ireo vaff Anjely mmkfbiph hampianatra aminay
F'ilay teninao ombieny Tompo ô jereo zahay
Miderà Azy ré
Hianareo zay mandré
Firenena maromaro no mihira ho Azy ré
Aoka tsy mba hifangaro 'lay Jehovah tsara ré
Asandrato ny Faneva hoan'ny Tanindrazanao
Fahendrena mihateza gtfvqg hiova olom-baovao
F'ilay tenim-pamonjena Didy tononkira.serasera.org folo mahasoa
Mba hoan'ny Firenena ho fanevam-piangonantsoa
Miderà Azy ré
Hianareo zay mandré
Firenena maromaro no mihira ho Azy ré
Aoka tsy mba hifangaro 'lay Jehovah tsara ré
Chorale Ny Feo Fihavaozana _ CNFF
A/C : RANDRIANASOLO Rodolphe
Arrangement : CNFF MUSIC

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Hits : 1057
Likes : 1 Like
Created by : Valova
Date : 14/10/2020 21:46