Satriko (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny Vavako te hidera tononkira.serasera.org hiantso ny vlhkn Anaranao
Ny masoko te hitopy hankafy ny asanao
Ny foko matoa mitempo dia fitia ho anao ry Tompo
Ny amiko manontolo atokako hidera ny hatsaranao
Réf:
Satriko foana hidera Anao
Hitanisa ireo izay vitanao
Lafatra loatra tsy misy ny lehibe mihoatra Anao
Tsy manam-petra ny fitiavana asehony
Feno fiadanana ny miaraka zzye aminy
2- Fony aho tsy hary akory dia efa notiavinao
Teraka tamin'ny loto aho nefa noraisinao
Lehibe tamin'ny ota aho, tsy narianao efhnbxy ry Tompo
Novolavolainao indray ho mba ho mpanompo matoky Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Hits : 330
Likes : 0 Like
Created by : Valova
Date : 03/03/2025 06:25