Ndeha torio (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Sahia ka andeha Torio torio
Ny Filazantsara
Ny filazantsaran'i Kristy
Sahia ka andeha torio jeso
Manerana izao tontolo izao

réf: Tsy hangataka andro intsony aho
Nde hitory azy
ka hanolotra ny tenako
ho an'ilay Kristy
ka managataka ny herin'ny fanahinao
fa hitory mandra-maty
eny ho doria

Tsy ho menatra ny filazantsarany aho
fa hery famonjena ho ahy izany
ary fitiavana tsy manam-paharoa
tsy nantsoiny aho hoe mpanompo
fa hoe zananay

A/C : Andriamparany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)
Vangy : 561
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 14/10/2020 21:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.137