Ndeha torio (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Sahia ka andeha Torio torio
Ny Filazantsara
Ny filazantsaran'i Kristy
Sahia xgkuw ka andeha torio jeso
Manerana izao ekoatk tontolo izao
réf: Tsy hangataka andro intsony aho
Nde hitory azy
ka hanolotra ny tenako
ho an'ilay Kristy
ka managataka ny herin'ny fanahinao
fa hitory mandra-maty
eny ho doria
Tsy ho menatra ny filazantsarany aho
fa hery famonjena ho ahy izany
ary fitiavana tononkira.serasera.org tsy manam-paharoa
tsy nantsoiny mlue aho hoe mpanompo
fa hoe zananay
A/C : Andriamparany
Ny Filazantsara
Ny filazantsaran'i Kristy
Sahia xgkuw ka andeha torio jeso
Manerana izao ekoatk tontolo izao
réf: Tsy hangataka andro intsony aho
Nde hitory azy
ka hanolotra ny tenako
ho an'ilay Kristy
ka managataka ny herin'ny fanahinao
fa hitory mandra-maty
eny ho doria
Tsy ho menatra ny filazantsarany aho
fa hery famonjena ho ahy izany
ary fitiavana tononkira.serasera.org tsy manam-paharoa
tsy nantsoiny mlue aho hoe mpanompo
fa hoe zananay
A/C : Andriamparany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Hits : 1010
Likes : 1 Like
Created by : Valova
Date : 14/10/2020 21:46
