Ndeha torio (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Sahia jkwvzvf ka andeha Torio torio
Ny Filazantsara
Ny filazantsaran'i Kristy
Sahia jypz ka andeha torio jeso
Manerana izao tontolo izao
réf: Tsy hangataka andro intsony aho
Nde hitory azy
ka hanolotra ny tenako
ho an'ilay Kristy
ka rdopqq managataka ny herin'ny fanahinao
fa hitory mandra-maty
eny ho doria
Tsy ho menatra tononkira.serasera.org ny filazantsarany aho
fa hery famonjena ho ahy izany
ary fitiavana tsy manam-paharoa
tsy nantsoiny aho hoe mpanompo
fa hoe zananay
A/C : Andriamparany
Ny Filazantsara
Ny filazantsaran'i Kristy
Sahia jypz ka andeha torio jeso
Manerana izao tontolo izao
réf: Tsy hangataka andro intsony aho
Nde hitory azy
ka hanolotra ny tenako
ho an'ilay Kristy
ka rdopqq managataka ny herin'ny fanahinao
fa hitory mandra-maty
eny ho doria
Tsy ho menatra tononkira.serasera.org ny filazantsarany aho
fa hery famonjena ho ahy izany
ary fitiavana tsy manam-paharoa
tsy nantsoiny aho hoe mpanompo
fa hoe zananay
A/C : Andriamparany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Visites : 924
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Valova
Date : 14/10/2020 21:46
