Miarahaba (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manakory aby ianareo
Izahay atoy salama
miramiran-tava, so mifankahita
notahian-janahary lwhxbtb e, oqndsssa ravoravo ty fanahy e
Soa fa velon'aina, afaka tononkira.serasera.org miaina
heniky ny soa ka qptulnur hidera ny Ray Tsitoha
Asandrato, hanakoako
Nomeny talenta hidera ianao
ka hampiasao tsy ho levona io fa anananao
Hobio, ifalio
Jesosy mpanjakan'ny lanitra
hampiadana anao ho finaritra
Soa fa velon'aina
afaka miaina
soa mifankahita amin'ny endrika sariaka
heniky ny soa, heniky ny soa
miavia, miavia hidera, hidera ny Ray Tsitoha

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Visites : 341
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Valova
Date : 13/02/2025 14:16