Miantso anao ny Tompo (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny fiainanay Andriamanitra ô
Miharihary en anatrehanao
Mihanjahanja eo imasonao
Ka hatramin'ny aiko aza dia am-pelantananao
Tsy takatry ny sainay, tononkira.serasera.org ry Jesosy ô
Ny Hevitra hieveranao, gxec gzpiugn ny momba anay ety
Na sarotra sy mafy ny ady hatrehanay
Indro ianao Andriamanitra ô!
Miaro tsy mandao Ianao
2-Manambitamby Jesosy izao
Miantso hoe avia ry ondry izay xepiplq nania
Tsy zakany raha mahita ny ondriny
Mirenireny fa tsy ao am-balany
A/C : Jocelyn

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Visites : 807
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Valova
Date : 14/10/2020 09:02