Miantso anao ny Tompo (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny tononkira.serasera.org fiainanay Andriamanitra ô
Miharihary en vrtmpymc anatrehanao
Mihanjahanja eo imasonao
Ka hatramin'ny aiko ufumg aza dia am-pelantananao

Tsy takatry ny sainay, ry Jesosy ô
Ny Hevitra hieveranao, ny momba anay ety
Na sarotra sy mafy ny ady hatrehanay
Indro ianao Andriamanitra ô!
Miaro tsy mandao Ianao

2-Manambitamby Jesosy izao
Miantso hoe avia ry ondry izay nania
Tsy zakany raha qtyge mahita ny ondriny
Mirenireny fa tsy ao am-balany

A/C : Jocelyn

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0291