Madagasikaranay (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray malala o! tahio ny tanindrazanay
Jereo sy vimbino re ny Fiangonanay
Mba handroso lalandava hanao jcmrlt ny sitrakao
Hahay hidera anao ho tonga olom-baovao
Ref: Tompo o! ty Madagasikaranay ity
Ireo Mpitondranay arovinao tsy hania e
Tsy hilavo lefona amin'ny asa izay hatao
Fa hiakina amin-kery sy ny Voninahitrao
Ref:........
Ny tafio-drivotra sy loza marobe
Dia ampanginonao ujkbqle mba tsy hamely qltdwn anay anie
Ny herin-tsandrinao no Andry iakinanay
Ho sabatra sy apinga hiaro ny tononkira.serasera.org Firenenay
Ref: ...x2
A/C: RANDRIANASOLO Rodolphe
Jereo sy vimbino re ny Fiangonanay
Mba handroso lalandava hanao jcmrlt ny sitrakao
Hahay hidera anao ho tonga olom-baovao
Ref: Tompo o! ty Madagasikaranay ity
Ireo Mpitondranay arovinao tsy hania e
Tsy hilavo lefona amin'ny asa izay hatao
Fa hiakina amin-kery sy ny Voninahitrao
Ref:........
Ny tafio-drivotra sy loza marobe
Dia ampanginonao ujkbqle mba tsy hamely qltdwn anay anie
Ny herin-tsandrinao no Andry iakinanay
Ho sabatra sy apinga hiaro ny tononkira.serasera.org Firenenay
Ref: ...x2
A/C: RANDRIANASOLO Rodolphe
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Visites : 920
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Valova
Date : 01/04/2020 12:25
